The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 7 › Bokin'ny Eksodosy 7:18

Bokin'ny Eksodosy 7:18

Dia ho faty ny hazandrano ao Neily, ka ho maimbo Neily, ary tsy ho tian’ ny Egyptiana intsony ny hisotro ny rano ao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the fish that is in the river shall die, and the river shall stink; and the Egyptians shall lothe to drink of the water of the river.

In Context

17Koa izao no lazain’ i Jehovah: Izao no hahafantaranao fa Izaho no Jehovah: indro, ny tehiko etỳ an-tanako no hikapohako ny rano ao Neily, ka ho tonga rà izy.

19Ary hoy Jehovah tamin’ i Mosesy: Lazao amin’ i Arona hoe: Raiso ny tehinao, ka ahinjiro ambonin’ ny ranon’ i Egypta ny tananao, dia ambonin’ ny sampan-dranony sy ambonin’ ny lahin-dranony, sy ambonin’ ny heniheniny, ary ambonin’ ny kamoriny rehetra, mba ho tonga rà ireny; ary hisy rà eran’ ny tany Egypta rehetra, na amin’ ny fitoeran-drano hazo na amin’ ny fitoeran-drano vato.

Read all of Bokin'ny Eksodosy 7

Cross References

Exodus 7:24Dia nihady rano hosotroiny teo amoron’ i Neily ny Egyptiana rehetra; fa tsy azony nisotroana ny rano tao Neily.

Numbers 21:5Ary niteny nanome tsiny an’ Andriamanitra sy Mosesy ny olona ka nanao hoe: Nahoana no nentinao niakatra avy tany Egypta amin’ ny lalan’ ny mpisafo-tany izahay ho faty atỳ an-efitra? fa tsy misy mofo na rano atỳ ary mahamonamonaina ny fanahinay itony mofomofo foana itony.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 7:18

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 7:17Bokin'ny Eksodosy 7Bokin'ny Eksodosy 7:19 →