Bokin'ny Eksodosy 7:24
Dia nihady rano hosotroiny teo amoron’ i Neily ny Egyptiana rehetra; fa tsy azony nisotroana ny rano tao Neily.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
23Dia niverina Farao ka nankao an-tranony, kanefa tsy mba nahoany akory, na dia izany aza.
25Ary nisy hafitoana taorian’ ny namelezan’ i Jehovah an’ i Neily.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 7