The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 7 › Bokin'ny Eksodosy 7:26

Bokin'ny Eksodosy 7:26

Dia hoy Jehovah tamin’ i Mosesy: Mankanesa ao amin’ i Farao, ka lazao aminy hoe: Izao no lazain’ i Jehovah: Alefaso ny oloko hanompo Ahy.

Baiboly Malagasy (1865)

In Context

25Ary nisy hafitoana taorian’ ny namelezan’ i Jehovah an’ i Neily.

27Fa raha mandà ka tsy mandefa azy ianao, indro, Izaho hamely ny taninao rehetra amin’ ny sahona;

Read all of Bokin'ny Eksodosy 7

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 7:26

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 7:25Bokin'ny Eksodosy 7Bokin'ny Eksodosy 7:27 →