Bokin'ny Eksodosy 7:9
Raha miteny aminareo Farao ka manao hoe: Manaova fahagagana hanambara anareo, dia lazao amin’ i Arona hoe: Raiso ny tehinao, ka atsipazo eo anatrehan’ i Farao, dia ho tonga menarana iny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
8Ary hoy Jehovah tamin’ i Mosesy sy Arona:
Read all of Bokin'ny Eksodosy 7
Cross References
Exodus 4:2Ary hoy Jehovah taminy: Inona moa iny an-tananao? Dia novaliany hoe: Tehina ity.
Exodus 4:17Dia ho entinao eny an-tananao io tehina io, izay hanaovanao ireo famantarana ireo.
Exodus 7:10Ary Mosesy sy Arona nankao amin’ i Farao ka nanao araka izay efa nandidian’ i Jehovah; dia natsipin’ i Arona teo anatrehan’ i Farao sy teo anatrehan’ ny mpanompony ny tehiny, ka tonga menarana iny.
Exodus 10:13Dia nahinjitr’ i Mosesy tambonin’ ny tany Egypta ny tehiny, ary Jehovah nitondra rivotra avy any atsinanana hankany amin’ ny tany mandritra iny andro sy iny alina iny; ary nony maraina dia nitondra ny valala ny rivotra avy any atsinanana.
Isaiah 7:11Mangataha famantarana amin’ i Jehovah Andriamanitrao; eny, mangataha na ho avy amin’ ny lalina ambany, na ho avy amin’ ny avo ambony.
Matthew 12:39Fa Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izay taranaka ratsy fanahy sy mijangajanga dia fatra-pitady famantarana; nefa tsy hisy famantarana homena azy, afa-tsy famantarana ny amin’ i Jona mpaminany;