Bokin'ny Eksodosy 8:25
Ary hoy Mosesy: Indro, izaho hiala eto aminao ka hangataka amin’ i Jehovah mba hialan’ ny lalitra amin’ i Farao sy ny mpanompony ary ny vahoakany rahampitso; fa aoka kosa tsy hamitaka intsony Farao ka tsy handefa ny olona hamono zavatra hatao fanatitra ho an i’ Jehovah.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Pharaoh called for Moses and for Aaron, and said, Go ye, sacrifice to your God in the land.
In Context
26Ary Mosesy niala teo amin’ i Farao ka nangataka tamin’ i Jehovah
Read all of Bokin'ny Eksodosy 8
Cross References
Exodus 8:8Ary Mosesy sy Arona niala teo amin’ i Farao; ary Mosesy nitaraina tamin’ i Jehovah ny amin’ ny sahona izay efa nataony tamin’ i Farao.
Exodus 10:16Ary Farao dia nampaka an’ i Mosesy sy Arona faingana ka nanao hoe: Efa nanota tamin’ i Jehovah Andriamanitrareo sy taminareo aho.
Isaiah 28:22Koa dia aza maniratsira intsony ianareo, fandrao atao mafy ny famatorana anareo; Fa fahafonganana voatendry no efa reko tamin’ i Jehovah, Tompon’ ny maro, Hamelezana ny tany rehetra.