Bokin'ny Eksodosy 9:31
Ary efa naripaka ny rongony sy ny vary hordea; fa efa niteraka ny vary hordea, ary efa namony ny rongony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the flax and the barley was smitten: for the barley was in the ear, and the flax was bolled.
In Context
32Fa ny vary tritika sy ny ampemby no tsy mba naripaka, satria mbola fohy ireny.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 9
Cross References
Ruth 2:23Ary izy tsy nety nisaraka tamin’ ny zatovovavin’ i Boaza, fa nitsimpona mandra-pahatapitry ny fijinjana ny vary hordea sy ny vary tritika; ary nitoetra tao amin’ ny rafozani-vavy Izy.
Habakkuk 3:17Fa na dia tsy mamontsina aza ny aviavy, Ary tsy misy voany ny voaloboka, Na dia mahadiso fanantenana aza ny oliva, Ary tsy mahavokatra hohanina ny saha, Na dia vonoina aza ny ondry ao amin’ ny vala, Ary tsy misy omby ao am-pahitra,