Bokin'i Ezekiela 10:11
Raha nandeha izy, dia nandeha tamin’ ny hitsin’ ny lafiny efatra; tsy niherika izy raha nandeha, fa tamin’ ny hitsin’ izay natrehin’ ny lohany ihany no nalehany; tsy niherika izy raha nandeha.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
10Ary izy efatra dia nitovy tarehy, toy ny kodia anatin’ ny kodia.
Read all of Bokin'i Ezekiela 10
Cross References
Ezekiel 1:17Raha nandeha izy, dia nandeha tamin’ izay hitsin’ ny lafiny efatra: tsy niherika izy raha nandeha.
Ezekiel 10:22Ary ny endriky ny tarehiny dia nitovy tamin’ ilay efa hitako teo amoron’ ny ony Kebara ihany, dia ny endriny sy ny tenany; ary ny hitsin’ ny tavany no nalehany.