bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 14 › Bokin'i Ezekiela 14:12
Bokin'i Ezekiela 14:12
Ary tonga tamiko indray ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The word of the LORD came again to me, saying,
In Context
11mba tsy hialan’ ny taranak’ Isiraely amiko intsony, ary tsy handotoany ny tenany intsony amin’ ny fahadisoany rehetra; fa ho oloko izy, ary Izaho ho Andriamaniny, hoy Jehovah Tompo.
13Ry zanak’ olona, raha misy tany manota amiko ka manao izay mahadiso, ary ahinjitro aminy ny tanako, ka tapahiko ny mofo, tohan’ ainy, sady andefasako mosary, ary aringako avokoa ny olona sy ny biby,
Read all of Bokin'i Ezekiela 14
Cross References
Jeremiah 29:17izao no lazain’ i Jehovah, Tompon’ ny maro: Indro, hampameleziko azy ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana, ka hataoko toy ny aviavy ratsy dia ratsy izay tsy azo hanina noho ny haratsiny izy.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezekiela 14:12