Bokin'i Ezekiela 14:2
Ary tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the word of the LORD came unto me, saying,
In Context
1Dia nisy loholon’ ny Isiraely tonga tao amiko ka nipetraka teo anoloako.
Read all of Bokin'i Ezekiela 14
Cross References
1 Kings 14:4Dia nanao araka izany ny vadin’ i Jeroboama ka niainga nankany Silo izy, dia nankao an-tranon’ i Ahia. Ary Ahia tsy nahita, fa efa pahina ny masony noho ny fahantrany.