Bokin'i Ezekiela 15:3
Moa mba fangalan-kazo hatao zavatra akory va izy, na mba fangalana fihantonan-javatra?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Shall wood be taken thereof to do any work? or will men take a pin of it to hang any vessel thereon?
In Context
Read all of Bokin'i Ezekiela 15
Cross References
Matthew 5:13Hianareo no fanasin’ ny tany; fa raha ny fanasina no tonga matsatso, inona indray no hahasira azy? Tsy misy heriny hanaovana na inona na inona intsony izy, fa hariana any ivelany ka hohitsahin’ ny olona.
Luke 14:34Koa tsara ny sira; fa raha ny sira aza no tonga matsatso, inona indray no hahasira azy?