bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 15 › Bokin'i Ezekiela 15:5
Bokin'i Ezekiela 15:5
Indro, fony izy tsy mbola nahafahana aza, dia tsy azo natao zavatra, koa mainka fa rehefa levon’ ny afo sy may izy?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Behold, when it was whole, it was meet for no work: how much less shall it be meet yet for any work, when the fire hath devoured it, and it is burned?
In Context
4Indro, hatsipy any anaty afo hataina izy; ny laniny roa ho levon’ ny afo, ary ny tenatenany ho may. Ka moa azo atao zavatra akory va izy?
6Koa izao no lazain’ i Jehovah Tompo: Toy ny tahom-boaloboka amin’ ny hazo any an’ ala, izay natolotro hataina, dia toy izany no hanolorako ny mponina any Jerosalema.
Read all of Bokin'i Ezekiela 15
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezekiela 15:5