bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 18 › Bokin'i Ezekiela 18:15
Bokin'i Ezekiela 18:15
ka tsy mihinana eny an-tendrombohitra, na manandratra ny masony ho amin’ ny sampin’ ny taranak’ Isiraely, na mandoto ny vadin’ ny namany,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
That hath not eaten upon the mountains, neither hath lifted up his eyes to the idols of the house of Israel, hath not defiled his neighbour’s wife,
In Context
14Ary, indro, raha iny kosa indray miteraka zazalahy, izay mahita ny fahotana rehetra nataon-drainy, nefa nony mahita izany izy, dia tsy mba manao tahaka izany,
16na mampahory olona, na maka tsatòka, na mandroba, fa manome ny haniny ho an’ ny noana ary manafy lamba ny mitanjaka,
Read all of Bokin'i Ezekiela 18
Cross References
Ezekiel 18:11(nefa tsy nanao ireo zavatra ireo akory ny tenany), na mihinana eny an-tendrombohitra, na mandoto ny vadin’ ny namany,
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezekiela 18:15