The Bible Software
bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 21 › Bokin'i Ezekiela 21:13

Bokin'i Ezekiela 21:13

Dia tonga tamiko ay tenin’ i Jehovah nanao hoe:

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Because it is a trial, and what if the sword contemn even the rod? it shall be no more, saith the Lord GOD.

In Context

12Ary raha izy manao aminao hoe: Nahoana ianao no midridridridry? Dia valio hoe: Noho ny teny efa re, fa ho avy izany, ho kivy ny fo rehetra, hiraviravy ny tanana rehetra, ary hivarahontsana ny fanahy rehetra, sady hanjary ho toy ny rano ny lohalika rehetra. Eny, ho avy izany ka ho tanteraka, hoy Jehovah Tompo;

14Ry zanak’ olona, maminania, ka ataovy hoe: Izao no lazain’ i Jehovah: Injao! sabatra! sabatra re! Voaranitra sady voafotsy koa.

Read all of Bokin'i Ezekiela 21

Cross References

Job 9:23Raha misy loza mahafaty tampoka, dia mihomehy ny fizahan-toetra ny marina Izy.

Ezekiel 21:25Manaova lalana hihavian’ ny sabatra ho any Raban’ ny taranak’ i Amona sy ho any ny Joda ao Jerosalema mimanda.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Ezekiela 21:13

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Ezekiela 21:12Bokin'i Ezekiela 21Bokin'i Ezekiela 21:14 →