Bokin'i Ezekiela 21:15
Voaranitra hahafaty be izy; Voafotsy hanelatselatra izy (Sa isika hifaly hoe: Ny tsorakazon’ ny zanako mamingavinga ny hazo rehetra?)
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'i Ezekiela 21
Cross References
Psalms 22:14Misanasana vava amiko izy; eny, liona mamiravira sy mierona izy.
Ezekiel 15:7Ary hanandrina azy ny tavako; hiala avy amin’ ny afo izy nefa ho levon’ ny afo hafa indray; ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah, raha manandrina azy ny tavako.
Ezekiel 21:7Ry zanak’ olona, manandrifia an’ i Jerosalema, ary mitenena manandrify ny fitoerana masìna, ka maminania ny amin’ ny hamelezana ny tanin’ ny Isiraely.
Ezekiel 21:22Hiteha-tanana koa Aho ary hiala fo; Izaho Jehovah no nilaza izany.