bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 21 › Bokin'i Ezekiela 21:33
Bokin'i Ezekiela 21:33
Ary ianao, ry zanak’ olona, dia maminania, ka ataovy hoe: Izao no lazain’ i Jehovah Tompo: Ny amin’ ny taranak’ i Amona sy ny latsa ataony, dia ataovy hoe: Indro sabatra! Dia sabatra voatsoaka hamono! Voafotsy handringana sy hanelatselatra izy
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
32Havadiko, havadiko, havadiko izany; fa izany koa aza dia tsy mba haharitra mandra-pahatongan’ izay tena tompony tokoa, ka homeko azy izany.
34(Raha mahita zava-poana ho anao izy sy maminany lainga aminao) Handavoany anao ao amin’ ny vozon’ ny ratsy fanahy voatrabaka, Izay tapitra andro amin’ ny fotoan’ ny heloka mahafaty.
Read all of Bokin'i Ezekiela 21
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezekiela 21:33