bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 23 › Bokin'i Ezekiela 23:44
Bokin'i Ezekiela 23:44
Eny, mbola nankao aminy ihany ny olona toy ny ankanesany ao amin’ ny vehivavy janga, dia toy ny efa nankanesany tao amin’ i Ohola sy Oholiba, vehivavy janga.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Yet they went in unto her, as they go in unto a woman that playeth the harlot: so went they in unto Aholah and unto Aholibah, the lewd women.
In Context
43Dia hoy Izaho ny amin’ ilay efa tontan’ ny fijangajangana ela: Amin’ izao dia mbola hisy hijangajanga amin’ io ihany va?
45Ary olona marina no hitsara azy araka izay fitsara vehivavy mijangajanga sy mandatsa-drà, satria mijangajanga izy, sady misy rà eny an-tànany.
Read all of Bokin'i Ezekiela 23
Cross References
Ezekiel 23:3ary nijangajanga tany Egypta izy; fony izy mbola tanora no nijangajanga; tao no nisafosafoana ny tratrany, ary tao no nitsapatsapana ny nonon’ ny fahavirijinany.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezekiela 23:44