The Bible Software
bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 24 › Bokin'i Ezekiela 24:20

Bokin'i Ezekiela 24:20

Dia hoy izaho taminy: Tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Then I answered them, The word of the LORD came unto me, saying,

In Context

19Ary hoy ny olona tamiko: Moa tsy holazainao aminay va izay hevitra tokony ho azonay amin’ izao ataonao izao?

21Lazao amin’ ny taranak’ Isiraely hoe: Izao no lazain’ i Jehovah Tompo: Indro, holotoiko ny fitoerako masìna, izay reharehan’ ny herinareo, dia ilay tian’ ny masonareo sy mahamanina ny fanahinareo; ary ho lavon’ ny sabatra ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo, izay nilaozanareo.

Read all of Bokin'i Ezekiela 24

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Ezekiela 24:20

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Ezekiela 24:19Bokin'i Ezekiela 24Bokin'i Ezekiela 24:21 →