Bokin'i Ezekiela 28:21
Ry zanak’ olona, manandrifia an’ i Sidona, dia maminania ny hamelezana azy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Son of man, set thy face against Zidon, and prophesy against it,
In Context
20Ary tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
Read all of Bokin'i Ezekiela 28
Cross References
Joshua 19:28ary Ebrona sy Rehoba sy Hamona sy Kana ka hatrany Sidona lehibe,
Joshua 19:30ary Oma sy Afeka ary Rehoba: tanàna roa amby roa-polo sy ny zana-bohiny.
Isaiah 23:4Aoka ho menatra ianao, ry Sidona; Fa ny ranomasina, dia ny fiarovana mafy ao an-dranomasina, efa niteny hoe: Tsy mbola nihetsi-jaza aho, na niteraka, tsy mbola nitaiza zatovo aho, na namelona virijina.
Jeremiah 25:22ary ny mpanjaka rehetra any Tyro sy ny mpanjaka rehetra any Sidona ary ny mpanjakan’ ny nosy any an-dafin’ ny ranomasina;
Jeremiah 47:4Noho ny hihavian’ ny andro handravana ny Filistina rehetra sy handringanana izay sisa rehetra amin’ ny mpamonjy an’ i Tyro sy Sidona; Fa horavan’ i Jehovah ny Filistina, dia ny sisa avy any amin’ ny nosy Kaftora.
Ezekiel 25:2Ry zanak’ olona, manandrifia ny Amonita, ary maminania ny hamelezana azy,