The Bible Software
bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 3 › Bokin'i Ezekiela 3:4

Bokin'i Ezekiela 3:4

Ary hoy Izy tamiko: Ry zanak’ olona, andeha mankany amin’ ny taranak’ Isiraely, ka lazao aminy ny teniko.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And he said unto me, Son of man, go, get thee unto the house of Israel, and speak with my words unto them.

In Context

3Ary hoy Izy tamiko: Ry zanak’ olona, vokiso ny kibonao, ary fenoy ny horonan-taratasy omeko anao ity ny tsinainao. Dia nihinana aho, ka, mamy tao am-bavako toy ny tantely izy.

5Fa tsy ho any amin’ ny firenena miboediboedi-piteny sy miboeriboerika no anirahana anao, fa ho any amin’ ny taranak’ Isiraely ihany;

Read all of Bokin'i Ezekiela 3

Cross References

Ezekiel 2:4Ary ho any amin’ ny zanaka mafy handrina sy madi-po no anirahako anao, ary ianao hanao aminy hoe: Izao no lazain’ i Jehovah Tompo.

Ezekiel 3:11Dia mandehana mankany amin’ ny babo, dia ireo zanaky ny firenenao ary mitenena aminy hoe: Izao no lazain’ i Jehovah Tompo na hihaino izy na tsy hihaino.

Ezekiel 11:25Ary nolazaiko tamin’ ny babo ny teny rehetra izay nasehon’ i Jehovah ahy.

Matthew 15:24Ary Izy namaly ka nanao hoe: Tsy nirahina Aho afa-tsy ho amin’ ny ondry very amin’ ny taranak’ isiraely.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Ezekiela 3:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Ezekiela 3:3Bokin'i Ezekiela 3Bokin'i Ezekiela 3:5 →