Bokin'i Ezekiela 30:15
Hampidina ny fahatezerako amin’ i Sina, fiarovana mafy any Egypta, Aho, ary hofongorako ny vahoaka be any No.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And I will pour my fury upon Sin, the strength of Egypt; and I will cut off the multitude of No.
In Context
14Handrava an’ i Patrosa Aho sy hampirehitra afo any Zoana, ary hotanterahiko ny fitsarana an’ i No;
Read all of Bokin'i Ezekiela 30
Cross References
Nahum 1:6Iza no mahatoetra eo anoloan’ ny fahavinirany? Ary iza no mahatanty ny firehitry ny fahatezerany? Aidina toy ny afo ny fahatezerany, Ary mirodana eo anoloany ny vatolampy.