bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 30 › Bokin'i Ezekiela 30:23
Bokin'i Ezekiela 30:23
Dia haeliko ho any amin’ ny firenena samy hafa ny Egyptiana, ka hahahako any amin’ ny tany samy hafa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And I will scatter the Egyptians among the nations, and will disperse them through the countries.
In Context
22Koa izany no nanaovan’ i Jehovah Tompo hoe: Indro, efa hamely an’ i Farao, mpanjakan’ i Egypta, Aho, ka hotorotoroiko ny sandriny, na ny mbola matanjaka, na ny efa torotoro; Ary hampilatsaka ny sabatra eny an-tànany Aho.
24Fa hampahatanjahiko kosa ny sandrin’ ny mpanjakan’ i Babylona, ka hataoko eny an-tànany ny sabatro; Fa hotorotoroiko ny sandrin’ i Farao, dia hitrona eo anatrehany toy ny fitronan’ ny voatrabaka izy.
Read all of Bokin'i Ezekiela 30
Cross References
Ezekiel 30:17Ny zatovon’ i Avena sy Pi-beseta ho lavon-tsabatra, sady ho lasan-ko babo ny ao.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezekiela 30:23