bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 32 › Bokin'i Ezekiela 32:14
Bokin'i Ezekiela 32:14
Dia hahenako ny ranony, ary hampandehaniko toy ny diloilo ny oniny, hoy Jehovah Tompo,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then will I make their waters deep, and cause their rivers to run like oil, saith the Lord GOD.
In Context
13Haringako koa ny biby fiompiny rehetra eny amoron’ ny rano maro, ary tsy hanakobankobana azy intsony ny tongotry ny olona, na handoto azy ny kitron’ ny biby fiompy.
15Raha hataoko lao ny tany Egypta, ka hofoanako tsy hisy na inona na inona izay nahafeno azy teo; Ary haringako ny monina rehetra ao aminy, dia ho fantatra fa Izaho no Jehovah.
Read all of Bokin'i Ezekiela 32
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezekiela 32:14