The Bible Software
bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 33 › Bokin'i Ezekiela 33:19

Bokin'i Ezekiela 33:19

Ary raha ny ratsy fanahy miala amin’ ny faharatsiany ka manao izay marina sy mahitsy, dia ho velona amin’ izany izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But if the wicked turn from his wickedness, and do that which is lawful and right, he shall live thereby.

In Context

18Raha ny marina miala amin’ ny fahamarinany ka manao meloka, dia ho faty amin’ izany izy.

20Kanefa, hoy ianareo: Tsy marina ny fitondran’ ny Tompo. He! ry taranak’ Isiraely, samy hotsaraiko araka ny alehany avy ianareo.

Read all of Bokin'i Ezekiela 33

Cross References

Ezekiel 18:27Ary raha ny ratsy fanahy miala amin’ ny faharatsiana nataony ka manao izay marina sy mahitsy, dia hovelominy ny fanahiny.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Ezekiela 33:19

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Ezekiela 33:18Bokin'i Ezekiela 33Bokin'i Ezekiela 33:20 →