The Bible Software
bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 34 › Bokin'i Ezekiela 34:9

Bokin'i Ezekiela 34:9

dia mihainoa ny tenin’ i Jehovah ianareo, ry mpiandry ondry.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Therefore, O ye shepherds, hear the word of the LORD;

In Context

8Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, noho ny nahababoan’ ny ondriko sy ny nahatongavan’ ny ondriko ho rembin’ ny bibi-dia rehetra, satria tsy nisy mpiandry azy, fa tsy nitady ny ondriko ny mpiandry, fa ny mamahan-tena kosa no ataony, ka tsy namahana ny ondriko,

10Izao no lazain’ i Jehovah Tompo: Indro, avy hamely ny mpiandry ondry Aho, dia hampamoahiko ny amin’ ny ondriko izy ka hesoriko tsy hiandry ny ondry intsony; dia tsy hamahan-tena intsony ny mpiandry ondry, fa hovonjeko eo amin’ ny vavany ny ondriko mba tsy ho azony hohanina intsony.

Read all of Bokin'i Ezekiela 34

Cross References

Ezekiel 34:7Koa mihainoa ny tenin’ i Jehovah ianareo, ry mpiandry ondry:

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Ezekiela 34:9

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Ezekiela 34:8Bokin'i Ezekiela 34Bokin'i Ezekiela 34:10 →