bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 37 › Bokin'i Ezekiela 37:8
Bokin'i Ezekiela 37:8
Ary hitako fa, indro, naniry ny ozatra sy ny nofo, ary nisarona hoditra izy, nefa tsy mbola nisy fofonaina tao aminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when I beheld, lo, the sinews and the flesh came up upon them, and the skin covered them above: but there was no breath in them.
In Context
7Dia naminany aho araka izay efa nandidiana ahy, ary nony efa naminany aho, dia injany! nisy feo, ary, indreo, nihetsiketsika sady nifanatonatona ny taolana, samy nanatona ny taolana namany avy.
9Dia hoy Izy tamiko: Maminania amin’ ny fofonaina, eny, maminania, ry zanak’ olona, ka ataovy amin’ ny fofonaina hoe: Izao no lazain’ i Jehovah Tompo: Manatona avy amin’ ny rivotra efatra, ry fofonaina, ka tsotsofy ireo voavono ireo, mba ho velona izy.
Read all of Bokin'i Ezekiela 37
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezekiela 37:8