The Bible Software
bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 39 › Bokin'i Ezekiela 39:12

Bokin'i Ezekiela 39:12

Ary fito volana mipaka no handevenan’ ny taranak’ Isirady azy, hanadiovany ny tany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And seven months shall the house of Israel be burying of them, that they may cleanse the land.

In Context

11Ary amin’ izany andro izany dia homeko tany eo amin’ ny Isiraely Goga hasiana fasana, dia ny lohasahan’ ny mpandalo manolotra ny ranomasina, ka hisakana ny mpandalo izany; ary any no handevenany an’ i Goga sy ny olony maro be rehetra; ary ny anarany hataony hoe Lohasahan’ ireo olona maroben’ i Goga.

13Eny, ny tompon-tany rehetra no handevina azy; ary ho laza ho azy izany amin’ ny andro hampisehoako ny voninahitro, hoy Jehovah Tompo.

Read all of Bokin'i Ezekiela 39

Cross References

Numbers 19:14Izao no lalàna, raha misy olona maty ao an-day: Izay rehetra miditra ao an-day sy izay rehetra ao anatin’ ny lay dia haloto hafitoana.

Deuteronomy 21:23dia tsy havela hiloaka alina eo amin’ ny hazo ny fatiny, fa tsy maintsy halevinao androtr’ iny ihany izy (fa voaozon’ Andriamanitra ny mihantona amin’ ny hazo); koa aza lotoina ny taninao, izay omen’ i Jehovah Andriamanitrao anao ho lovanao.

Ezekiel 39:16Ary hisy tanàna koa hatao hoe Hamona. Toy izany no hanadiovany ny tany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Ezekiela 39:12

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Ezekiela 39:11Bokin'i Ezekiela 39Bokin'i Ezekiela 39:13 →