bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 39 › Bokin'i Ezekiela 39:16
Bokin'i Ezekiela 39:16
Ary hisy tanàna koa hatao hoe Hamona. Toy izany no hanadiovany ny tany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And also the name of the city shall be Hamonah. Thus shall they cleanse the land.
In Context
15ary raha mandeha mitety ny tany ireo mpitety ka mahita taolan’ olona, dia hanorina marika eo anilany izy, mandra-pandevin’ ny mpandevina azy ao amin’ ny Lohasahan’ ireo maro ben’ i Goga.
17Ary ianao, ry zanak’ olona, dia izao na lazain’ i Jehovah Tompo: Ataovy amin’ ny voro-manidina rehetra sy ny bibi-dia rehetra hoe: Mivoria ianareo, ka mankanesa atỳ; miangòna ianareo avy amin’ ny manodidina ho amin’ ny fanatitro izay vonoiko ho anareo, dia fanatitra lehibe eny an-tendrombohitry ny Isiraely, hihinananareo nofo sy hisotroanareo rà.
Read all of Bokin'i Ezekiela 39
Cross References
Numbers 19:16Ary izay rehetra mikasika izay matin-tsabatra any an-tsaha, na fatin’ olona, na taolan’ olona, na fasana, dia haloto hafitoana.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezekiela 39:16