Bokin'i Ezekiela 40:35
Ary nentiny ho any amin’ ny vavahady avaratra aho, dia norefesiny, ka araka ireo ohatra ireo ihany koa,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he brought me to the north gate, and measured it according to these measures;
In Context
Read all of Bokin'i Ezekiela 40
Cross References
Ezekiel 40:27Ary nisy vavahady fidirana amin’ ny kianja anatiny teo atsimo, dia norefesiny teo atsimo hatramin’ ny vavahady anankiray ka hatramin’ ny anankiray, ka zato hakiho koa.
Ezekiel 44:4Dia nentiny nankamin’ ny vavahady avaratra ho eo anoloan’ ny trano koa aho, dia hitako fa, indro, feno ny voninahitr’ i Jehovah ny tranon? i Jehovah; ka dia nikarapoka nihohoka aho.