bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 40 › Bokin'i Ezekiela 40:9
Bokin'i Ezekiela 40:9
Ary norefesiny ny lavarangan’ ny vavahady, ka valo hakiho; ary ny tongo-batony dia roa hakiho; ary ny lavarangan’ ny vavahady dia teo anatiny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then measured he the porch of the gate, eight cubits; and the posts thereof, two cubits; and the porch of the gate was inward.
In Context
8Dia norefesiny koa ny lavarangan’ ny vavahady, ka eran’ ny volotara koa.
10Ary ny trano fiambenana teo amin’ ny vavahady atsinanana dia telo avy no teo an-daniny; mitovy ohatra izy telo, ary mitovy ohatra koa ny tongo-bato teo amin’ ny lafiny roa.
Read all of Bokin'i Ezekiela 40
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezekiela 40:9