bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 41 › Bokin'i Ezekiela 41:8
Bokin'i Ezekiela 41:8
Dia hitako fa nisy tokotany nasandratra manodidina ny trano ho fanorenan’ ny paosin-trano, dia eran’ ilay volotara hatramin’ ny ifanohizany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I saw also the height of the house round about: the foundations of the side chambers were a full reed of six great cubits.
In Context
7Ary ny sakan’ ireo efi-trano ireo dia nihamalalaka manodidina isaky ny mifanongoa, fa niampy isaky ny mifanongoa izy, ka dia nihamalalaka araka ny fisandrany; ary ny tombon’ ny ambony amin’ ny an-tenatenany dia tahaka ny tombon’ ny an-tenatenany amin’ ny ambany.
9Ny hatevin’ ny rindrina ivelany amin’ ny paosin-trano dia dimy hakiho; ary hoatra izany koa ilay sisa navela manolotra ny paosin-trano.
Read all of Bokin'i Ezekiela 41
Cross References
Revelation 21:16Ary ny tanàna dia efa-joro, ka mitovy ny lavany sy ny sakany; ary nandrefy ny tanàna tamin’ ny volotara izy, ka roa arivo sy iray alina stadio. Mitovy ny lavany sy ny sakany ary ny hahavony.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezekiela 41:8