bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 42 › Bokin'i Ezekiela 42:8
Bokin'i Ezekiela 42:8
Fa ny lavan’ ireo efi-trano izay teo amin’ ny kianja ivelany dia dimam-polo hakiho; ary, indro, ny teo anoloan’ ny ati-trano lehibe dia zato hakiho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For the length of the chambers that were in the utter court was fifty cubits: and, lo, before the temple were an hundred cubits.
In Context
7Ary nisy ampiantany teo ivelany, tandrifin’ ny efi-trano, nanatrika ny kianja ivelany, teo anoloan’ ny efi-trano, ka dimam-polo hakiho ny lavany.
9Ary teo ambanin’ ireo efi-trano ireo dia nisy fidirana avy eo atsinanana, raha miditra amin’ ireo avy eo amin’ ny kianja ivelany.
Read all of Bokin'i Ezekiela 42
Cross References
Ezekiel 41:13Dia nandrefy ny trano izy, ka zato hakiho ny lavany, ary ny kianja voatokana sy ny trano ary ny rindrina, dia zato hakiho ny lavany.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezekiela 42:8