Bokin'i Ezekiela 45:11
Hitovy fatra ny efaha sy ny bata, ary ny bata hahalany ny ampahafolon’ ny homera, ary ny efaha koa dia ampahafolon’ ny homera: ny homera no mariky ny fatrany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
10Mizana marina sy efaha marina ary bata marina no aoka hotananareo.
Read all of Bokin'i Ezekiela 45
Cross References
1 Kings 7:26Ary ny hateviny dia vodivoam-pelatanana, ary ny molony nataony tahaka ny molotry ny kapoaka, dia tahaka ny vonin’ ny lilia; ary nahalany roa arivo bata izy.