bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 45 › Bokin'i Ezekiela 45:13
Bokin'i Ezekiela 45:13
Izao no zavatra haloanareo: Ny ampahenin’ ny efaha isaky ny homeran’ ny vary tritika; ary haloanareo koa ny ampahenin’ ny efaha isaky ny homeran’ ny vary hordea;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
This is the oblation that ye shall offer; the sixth part of an ephah of an homer of wheat, and ye shall give the sixth part of an ephah of an homer of barley:
In Context
12Ny sekely dia roa-polo gera; sekely roa-polo sy dimy amby roa-polo ary dimy ambin’ ny folo no ho manenareo.
14ary ny didy ny amin’ ny diloilo (ny diloilo iray bata) dia ampahafolon’ ny bata isaky ny kora; fa ny homera dia misy bata folo, satria bata folo no homera iray.
Read all of Bokin'i Ezekiela 45
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezekiela 45:13