Bokin'i Ezekiela 48:6
Ary mifanolotra amin’ ny fari-tanin’ i Efraima, hatrany atsinanana ka hatrany andrefana, dia iray koa ho an? i Robena.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And by the border of Ephraim, from the east side even unto the west side, a portion for Reuben.
In Context
Read all of Bokin'i Ezekiela 48
Cross References
Genesis 29:32Dia nanan’ anaka Lea ka niteraka zazalahy, ary ny anarany dia nataony hoe Robena; fa hoy izy: Efa nitsinjo ny fahoriako Jehovah, fa ankehitriny dia ho tian’ ny vadiko aho.
Joshua 13:15Ary nomen’ i Mosesy lova ny firenena taranak’ i Robena araka ny fokony