Bokin'i Ezekiela 5:3
Ary analao vitsivitsy ireo, ka fonosy ao amin’ ny sisin-dambanao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou shalt also take thereof a few in number, and bind them in thy skirts.
In Context
Read all of Bokin'i Ezekiela 5
Cross References
2 Kings 25:12Nefa ny olona malahelo dia nisy navelany ihany ho mpamboatra tanim-boaloboka sy ho mpiasa tany.
Jeremiah 40:6Ary Jeremia nankany amin’ i Gedalia, zanak’ i Ahikama, tany Mizpa ka niara-nonina taminy tao amin’ ny vahoaka izay sisa velona tamin’ ny tany.
Matthew 7:14Fa èty ny vavahady, ary terỳ ny lalana izay mankany amin’ ny fiainana, ka vitsy ny mahita azy.
1 Peter 4:18Ary “raha saiky tsy voavonjy ny marina, aiza no hisehoan ny ratsy fanahy sy sy ny mpanota?”.