The Bible Software
bible.software › Bokin'i Ezra › Bokin'i Ezra 10 › Bokin'i Ezra 10:20

Bokin'i Ezra 10:20

Ary ny avy tamin’ ny taranak’ Imera dia Hanany sy Zebedia;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And of the sons of Immer; Hanani, and Zebadiah.

In Context

19dia nanola-tanana nanaiky hisaotra ny vadiny izy ireo sy handoa ondriny iray avy ho fanati-panonerany.

21ary ny avy tamin’ ny taranak’ i Harima dia Mahaseia sy Elia sy Semaia sy Jehiela ary Ozia;

Read all of Bokin'i Ezra 10

Cross References

1 Chronicles 24:14ny fahadimy ambin’ ny folo an’ i Bilga, ny fahenina ambin’ ny folo an’ Imera,

Ezra 2:37ny taranak’ Imera dia roa amby dimam-polo sy arivo;

Ezra 3:2Dia nitsangana Jesoa, zanak’ i Jozadaka, sy ny mpisorona rahalahiny ary Zerobabela, zanak’ i Sealtiela, sy ny rahalahiny ka nanorina ny alitaran’ Andriamanitry ny Isiraely hanaterana fanatitra dorana eo amboniny, araka izay voasoratra ao amin’ ny lalàn’ i Mosesy, lehilahin’ Andriamanitra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Ezra 10:20

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Ezra 10:19Bokin'i Ezra 10Bokin'i Ezra 10:21 →