Bokin'i Ezra 10:22
ary ny avy tamin’ ny taranak’ i Pasora dia Elioenay sy Mahaseia sy Isimaela sy Netanela sy Jozabada ary Elasa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And of the sons of Pashur; Elioenai, Maaseiah, Ishmael, Nethaneel, Jozabad, and Elasah.
In Context
21ary ny avy tamin’ ny taranak’ i Harima dia Mahaseia sy Elia sy Semaia sy Jehiela ary Ozia;
Cross References
1 Chronicles 9:12ary Adaia, zanak’ i Jerohama, zanak’ i Pasora, zanak’ i Malkia, ary Masay, zanak’ i Adiela, zanak’ i Jazera, zanak’ i Mesolama, zanak’ i Mesilemita, zanak’ Imera.
Ezra 2:38ny taranak’ i Pasora dia fito amby efa-polo amby roan-jato sy arivo;
Nehemiah 7:41ny taranak’ i Pasora dia fito amby efa-polo amby roan-jato sy arivo;