Bokin'i Ezra 10:28
ary ny avy tamin’ ny taranak’ i Bebay dia Johanana sy Hanania sy Zabay sy Atlay;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of the sons also of Bebai; Jehohanan, Hananiah, Zabbai, and Athlai.
In Context
29ary ny avy tamin’ ny taranak’ i Bany dia Mesolama sy Maloka sy Adaia sy Jasoba sy Seala ary Ramota;
Cross References
Ezra 8:11Zakaria, zanak’ i Bebay, avy tamin’ ny taranak’ i Bebay, mbamin’ ny namany valo amby roa-polo lahy,
Nehemiah 7:16ny taranak’ i Bebay dia valo amby roa-polo amby enin-jato;