Bokin'i Ezra 10:33
ny avy tamin’ ny taranak’ i Hasoma dia Matenay sy Matata sy Zabada sy Elifeleta sy Jeremay sy Manase ary Simey;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of the sons of Hashum; Mattenai, Mattathah, Zabad, Eliphelet, Jeremai, Manasseh, and Shimei.
In Context
32sy Benjamina sy Maloka ary Semaria;
34ny avy tamin’ ny taranak’ i Bany dia Maday sy Amrama sy Oela
Cross References
Nehemiah 7:22ny taranak’ i Hasoma dia valo amby roa-polo amby telon-jato;