Bokin'i Ezra 2:13
ny taranak’ i Adonikama dia enina amby enim-polo amby enin-jato;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The children of Adonikam, six hundred sixty and six.
In Context
12ny taranak’ i Azgada dia roa amby roa-polo amby roan-jato sy arivo;
14ny taranak’ i Bigvay dia enina amby dimam-polo sy roa arivo;
Cross References
Nehemiah 7:18ny zanak’ i Adonikama dia fito amby enim-polo amby enin-jato;