Bokin'i Ezra 2:15
ny taranak’ i Adina dia efatra amby dimam-polo amby efa-jato;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The children of Adin, four hundred fifty and four.
In Context
14ny taranak’ i Bigvay dia enina amby dimam-polo sy roa arivo;
16ny taranak’ i Atera, avy tamin’ i Hezekia, dia valo amby sivi-folo;
Cross References
Nehemiah 7:20ny taranak’ i Adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato;