Bokin'i Ezra 2:18
ny taranak’ i Jora dia roa ambin’ ny folo amby zato;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The children of Jorah, an hundred and twelve.
In Context
17ny taranak’ i Bezay dia telo amby roa-polo amby telon-jato;
19ny taranak’ i Hasoma dia telo amby roa-polo amby roan-jato;