Bokin'i Ezra 2:19
ny taranak’ i Hasoma dia telo amby roa-polo amby roan-jato;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The children of Hashum, two hundred twenty and three.
In Context
18ny taranak’ i Jora dia roa ambin’ ny folo amby zato;
20ny zanak’ i Gibara dia dimy amby sivi-folo;
Cross References
Ezra 10:33ny avy tamin’ ny taranak’ i Hasoma dia Matenay sy Matata sy Zabada sy Elifeleta sy Jeremay sy Manase ary Simey;