Bokin'i Ezra 2:21
ny zanak’ i Betlehema dia telo amby roa-polo amby zato;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The children of Bethlehem, an hundred twenty and three.
In Context
20ny zanak’ i Gibara dia dimy amby sivi-folo;
22ny mponina tany Netofa dia enina amby dimam-polo;