Bokin'i Ezra 2:23
ny mponina tany Anatota dia valo amby roa-polo amby zato;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The men of Anathoth, an hundred twenty and eight.
In Context
22ny mponina tany Netofa dia enina amby dimam-polo;
24ny zanak’ i Azmaveta dia roa amby efa-polo;
Cross References
Nehemiah 7:27ny mponina tany Anatota dia valo amby roa-polo amby zato;
Jeremiah 1:1Ny tenin’ i Jeremia, zanak’ i Hilkia, isan’ ny mpisorona tao Anatota, tamin’ ny tanin’ ny Benjamina,