Bokin'i Ezra 2:32
ny taranak’ i Harima dia roa-polo amby telon-jato;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The children of Harim, three hundred and twenty.
In Context
31ny zanak’ ilay Elama anankiray dia efatra amby dimam-polo amby roan-jato sy arivo;
33ny zanak’ i Loda sy Hadida ary Ono dia dimy amby roa-polo amby fiton-jato;
Cross References
Ezra 10:31ary ny avy tamin’ ny taranak’ i Harima dia Eliezera sy Jisia sy Malkia sy Semaia sy Simeona