Bokin'i Ezra 2:33
ny zanak’ i Loda sy Hadida ary Ono dia dimy amby roa-polo amby fiton-jato;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The children of Lod, Hadid, and Ono, seven hundred twenty and five.
In Context
32ny taranak’ i Harima dia roa-polo amby telon-jato;
34ny zanak’ i Jeriko dia dimy amby efa-polo amby telon-jato;
Cross References
1 Chronicles 8:12Ary ny zanakalahin’ i Elpala dia Ebera sy Misama ary Samera, izay nanorina an’ i Ono sy Loda sy ny zana-bohiny;
Nehemiah 7:37ny zanak’ i Loda sy Hadida ary Ono dia iraika amby roa-polo amby fiton-jato;