The Bible Software
bible.software › Bokin'i Ezra › Bokin'i Ezra 2 › Bokin'i Ezra 2:34

Bokin'i Ezra 2:34

ny zanak’ i Jeriko dia dimy amby efa-polo amby telon-jato;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The children of Jericho, three hundred forty and five.

In Context

33ny zanak’ i Loda sy Hadida ary Ono dia dimy amby roa-polo amby fiton-jato;

35ny zanak’ i Sena dia telo-polo amby enin-jato sy telo arivo.

Read all of Bokin'i Ezra 2

Cross References

1 Kings 16:34Tamin’ ny andron’ i Ahaba no nanorenan’ i Hiela Betelita an’ i Jeriko; ny ain’ i Abìrama lahimatoany no sazin’ ny nanorenany ny fanambaniny, ary ny ain’ i Segoba faralahiny no sazin’ ny nananganany ny vavahadiny, araka ny tenin’ i Jehovah izay nampilazainy an’ i Josoa, zanak’ i Nona.

Nehemiah 3:2Ary manarakaraka ireo dia nandrafitra koa ny mponina tany Jeriko. Ary manarakaraka ireo indray dia nandrafitra koa Zakora, zanak’ Imry.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Ezra 2:34

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Ezra 2:33Bokin'i Ezra 2Bokin'i Ezra 2:35 →