The Bible Software
bible.software › Bokin'i Ezra › Bokin'i Ezra 2 › Bokin'i Ezra 2:36

Bokin'i Ezra 2:36

Ary ny mpisorona koa dia izao: Ny taranak’ i Jedaia, avy tamin’ ny mpianakavin’ i Jesoa, dia telo amby fito-polo amby sivin-jato;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The priests: the children of Jedaiah, of the house of Jeshua, nine hundred seventy and three.

In Context

35ny zanak’ i Sena dia telo-polo amby enin-jato sy telo arivo.

37ny taranak’ Imera dia roa amby dimam-polo sy arivo;

Read all of Bokin'i Ezra 2

Cross References

1 Chronicles 9:10Ary tamin’ ny mpisorona dia Jedaia sy Joiariba sy Jatina

1 Chronicles 24:11ny fahasivy an’ i Jesoa, ny fahafolo an’ i Sekania.

Ezra 10:18Ary ny hita teo amin’ ny taranaky ny mpisorona izay efa naka vehivavy hafa firenena ho vadiny dia izao: Ny teo amin’ ny taranak’ i Jesoa, zanak’ i Jozadaka, sy ny rahalahiny dia Mahaseia sy Eliezera sy Jariba ary Gedalia;

Ezra 10:21ary ny avy tamin’ ny taranak’ i Harima dia Mahaseia sy Elia sy Semaia sy Jehiela ary Ozia;

Nehemiah 7:39Ary ny mpisorona koa dia izao: Ny taranak’ i Jedaia, avy tamin’ ny mpianakavin’ i Jesoa, dia telo amby fito-polo amby sivin-jato;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Ezra 2:36

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Ezra 2:35Bokin'i Ezra 2Bokin'i Ezra 2:37 →