Bokin'i Ezra 2:43
Ary ny Netinima koa dia izao: Ny taranak’ i Ziha, ny taranak’ i Hasofa, ny taranak’ i Tabaota,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The Nethinims: the children of Ziha, the children of Hasupha, the children of Tabbaoth,
In Context
44ny taranak’ i Kerosa, ny taranak’ i Siaha, ny taranak’ i Padona,
Cross References
Numbers 3:9Ary homenao an’ i Arona sy ny zananilahy ny Levita; efa nomena azy mihitsy avy amin’ ny Zanak’ Isiraely ireo.
Ezra 2:58Ny Netinima rehetra sy ny taranaky ny mpanompon’ i Solomona dia roa amby sivi-folo amby telon-jato.
Ezra 8:17Ary nampitondraiko teny ho any amin’ Ido, loholona any Kasifia, ireo, ka nambarako azy izay teny holazainy amin’ Ido sy ny Netinima rahalahiny any Kasifia, mba ho entiny any aminay izay ho mpanao fanompoam-pivavahana ao an-tranon’ Andriamanitray.
Nehemiah 3:26Ary ny Netinima dia nonina tany Ofela hatreo amin’ ny tandrifin’ ny vavahadin-drano atsinanana sy ny mandroso eo amin’ ny tilikambo.
Nehemiah 10:28Maloka, Harima, Bana.